Ezra 5:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampitondrainy ho any aminy ny taratasy izay nisy teny toy izao: Ho an’i Dariosy mpanjaka anie ny fiadanana be!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandefa filazana taminy izy ka izao no voasoratra ao aminy: Fiadanana tanteraka anie ho an’i Dariosa mpanjaka!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandefa tatitra ho an’ny amperôra ry zareo ka hoy ny voasoratra ao anatiny hoe: «Ho an’ny amperôra Dariôsa, «Mirary soa sy fiadanana feno ho anao izahay, ry Andriamanjaka.
Malagasy Bible 1865
eny, nampitondrainy ho any aminy ny taratasy izay nisy teny toy izao: Ho an'i Dariosy mpanjaka anie ny fiadanana be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampitondrainy ho any aminy ny taratasy izay nisy teny toy izao: Ho an’i Dariosy mpanjaka anie ny fiadanana be!
malagasy
eny, nampitondrainy ho any aminy ny taratasy izay nisy teny toy izao: Ho an'i Dariosy mpanjaka anie ny fiadanana be.