Ezra 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany ireo loholona ireo izahay hoe: Iza no nandidy anareo hanao io trano io sy hanangana io manda io?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanontanianay ireo loholona ireo, nataonay hoe: Iza no nanome alalana anareo hanao ity trano ity, sy hanangana ireo manda ireo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanontanianay ireo loholony hoe: Iza no nanome baiko anareo hanorina indray io trano io sy hanangana ny manda?
Malagasy Bible 1865
Dia nanontany ireo loholona ireo izahay nanao hoe: Iza no nandidy anareo hanao io trano io sy hanangana io manda io?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany ireo loholona ireo izahay hoe: Iza no nandidy anareo hanao io trano io sy hanangana io manda io?
malagasy
Dia nanontany ireo loholona ireo izahay nanao hoe: Iza no nandidy anareo hanao io trano io sy hanangana io manda io?