Ezra 6:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandidy ny amin’izany i Dariosy mpanjaka ka nojerena ny trano fitahirizan-taratasy izay nitahirizana ny rakitra tany Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanome didy i Dariosa mpanjaka, ka dia nokarohina tao amin’ny trano fitahirizan-taratasy izay nitahirizana ny rakitra tany Babilôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanome baiko ny amperôra Dariôsa mba hizahana ny trano fitehirizan-taratasy sady fitehirizan-drakitra tao Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany Dariosy mpanjaka dia nandidy, ka nizahana ny trano fitehirizan-taratasy, izay nitehirizana ny rakitra tany Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandidy ny amin’izany i Dariosy mpanjaka ka nojerena ny trano fitahirizan-taratasy izay nitahirizana ny rakitra tany Babilona.
malagasy
Ary tamin'izany Dariosy mpanjaka dia nandidy, ka nizahana ny trano fitehirizan-taratasy, izay nitehirizana ny rakitra tany Babylona.