Ezra 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hanolorany fanatitra ho hanitra ankasitrahana ho an’Andriamanitry ny lanitra sy mba hivavahany mba ho ela velona ny mpanjaka mbamin’ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanaterany sorona tsara hanitra ho an’ny Andriamanitry ny lanitra, dia hivavahany ho an’ny ain’ny mpanjaka sy ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia afaka hanolotra sorona ho hanitra ankasitrahina ho an’Ilay Andriamanitry ny lanitra ry zareo, no hivavaka mba ho ela velona ny amperôra mbamin’ny zanany.
Malagasy Bible 1865
mba hanaterany fanatitra ho hanitra ankasitrahana ho an'Andriamanitry ny lanitra sy hivavahany mba ho ela velona ny mpanjaka mbamin'ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hanolorany fanatitra ho hanitra ankasitrahana ho an’Andriamanitry ny lanitra sy mba hivavahany mba ho ela velona ny mpanjaka mbamin’ny zanany.
malagasy
mba hanaterany fanatitra ho hanitra ankasitrahana ho an'Andriamanitry ny lanitra sy hivavahany mba ho ela velona ny mpanjaka mbamin'ny zanany.