Ezra 6:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vita io trano io tamin’ny andro fahatelo tamin’ny volana Adara tamin’ny taona fahenina nanjakan’i Dariosy mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahatelon’ny volana Adara, taona fahenina nanjakan’i Dariosa mpanjaka, no nahavitan’ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro fahatelon’ny volana Adara, nandritra ny taona fahenina nanjakan’ny amperôra Dariôsa, no nahavitan’ny tempoly.
Malagasy Bible 1865
Dia vita io trano io tamin'ny andro fahatelo tamin'ny volana Adara tamin'ny taona fahenina nanjakan'i Dariosy mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vita io trano io tamin’ny andro fahatelo tamin’ny volana Adara* tamin’ny taona fahenina nanjakan’i Dariosy mpanjaka.
malagasy
Dia vita io trano io tamin'ny andro fahatelo tamin'ny volana Adara tamin'ny taona fahenina nanjakan'i Dariosy mpanjaka.