Ezra 6:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Zanak’Israely, na ny mpisorona, na ny levita, na ny olona sisa izay nody avy tamin’ny fahababoana dia nitokana io tranon’Andriamanitra io tamin’ny fifaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny zanak’i Israely, ary ny olona sisa tamin’ny zanaky ny fahababoana, dia samy nitokana ny tranon’Andriamanitra tamin-kafaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Israelita nody avy any an-tsesitany, na mpisorona na levita na ny sarambabem-bahoaka, dia nitokana ny tranon’Andriamanitra tamim-pifaliana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely, na ny mpisorona, na ny Levita, na ny olona sisa izay nody avy tamin'ny fahababoana, dia nitokana io tranon'Andriamanitra io tamin'ny fifaliana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Zanak’Israely, na ny mpisorona, na ny levita*, na ny olona sisa izay nody avy tamin’ny fahababoana dia nitokana io tranon’Andriamanitra io tamin’ny fifaliana.
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely, na ny mpisorona, na ny Levita, na ny olona sisa izay nody avy tamin'ny fahababoana, dia nitokana io tranon'Andriamanitra io tamin'ny fifaliana;