Ezra 6:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanendry ny mpisorona ho amin’ny firazanany avy sy ny levita ho amin’ny antokony avy izy, hanao ny fanompoana an’Andriamanitra izay any Jerosalema, araka izay voasoratra ao amin’ny bokin’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia notendreny ny mpisorona, araka ny antokony avy, sy ny Levita araka ny fizarany avy, hanao ny fanompoana an’ilay Andriamanitra izay ao Jerosalema, araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy fanendrena ny mpisorona sy ny levita ho amin’ny antokony avy sy araka ny andraikiny avy, mba hanao ny fanompoana an’Ilay Andriamanitra Izay ao Jerosalema, araka ny voasoratra ao anatin’ny bokin’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Dia nanendry ny mpisorona ho amin'ny firazanany avy sy ny Levita ho amin'ny antokony avy izy, hanao ny fanompoana an'Andriamanitra izay any Jerosalema, araka izay voasoratra ao amin'ny bokin'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanendry ny mpisorona ho amin’ny firazanany avy sy ny levita ho amin’ny antokony avy izy, hanao ny fanompoana an’Andriamanitra izay any Jerosalema, araka izay voasoratra ao amin’ny bokin’i Mosesy.
malagasy