Ezra 6:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona izay nody avy tamin’ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin’ny andro fahefatra amby folo tamin’ny volana voalohany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro faha-14n’ny volana voalohany, dia nanao ny Paka ny zanaky ny fahababoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny andro faha-14 tamin’ny volana voalohan’ny taona manaraka dia nankalaza ny Paska ireo olona nody avy any an-tsesitany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona izay efa nody avy tamin'ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folo tamin'ny volana voalohany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona izay nody avy tamin’ny fahababoana dia nitandrina ny Paska* tamin’ny andro fahefatra amby folo tamin’ny volana voalohany;
malagasy
Ary ny olona izay efa nody avy tamin'ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin'ny andro fahefatra ambin'ny folo tamin'ny volana voalohany;