Ezra 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin’ny tanin’ny Mediana no nahitana horonan-taratasy iray ka izao no tantara voasoratra tao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka indro hita tao Ekbatàna, tanàna mimanda ao amin’ny faritanin’i Media, horonan-taratasy anankiray nisy izao filazana voasoratra izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy tao Akmeta, izay tanànamimanda ao amin’ny faritr’i Media, no nahitana horonan-taratasy anankiray mirakitra izao filazana an-tsoratra izao:
Malagasy Bible 1865
Dia tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin'ny tanin'ny Mediana, no nahitana horonan-taratasy anankiray, ka voasoratra teo izao tantara izao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin’ny tanin’ny Mediana no nahitana horonan-taratasy iray ka izao no tantara voasoratra tao:
malagasy
Dia tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin'ny tanin'ny Mediana, no nahitana horonan-taratasy anankiray, ka voasoratra teo izao tantara izao: