Ezra 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia asiana vato vaventy telo andalana sy hazo vaovao iray andalana. Aoka haloa avy amin’ny tranon’ny mpanjaka izay lany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hatao vato vaventy voapaika telo andalana sy hazo iray andalana; ary haloa avy ao an-tranon’ny mpanjaka izay lany aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vato vaventy telo andalana sy hazo matevina iray andalana no hampifandimbiasina amin’izany. Aoka haloa avy amin’ny tranon’ny amperôra izay lany.
Malagasy Bible 1865
dia vato vaventy telo andalana sy hazo vaovao iray andalana; ary aoka haloa avy amin'ny tranon'ny mpanjaka izay lany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia asiana vato vaventy telo andalana sy hazo vaovao iray andalana. Aoka haloa avy amin’ny tranon’ny mpanjaka izay lany.
malagasy
dia vato vaventy telo andalana sy hazo vaovao iray andalana; ary aoka haloa avy amin'ny tranon'ny mpanjaka izay lany;