Ezra 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza misakana ny fanaovana io tranon’Andriamanitra io ianareo; aoka ny governoran’ny Jiosy sy ny loholon’ny Jiosy hanao io tranon’Andriamanitra io eo amin’ilay efa niorenany ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka avelao hotohizana ny asa amin’ny tranon’Andriamanitra; aoka ny governoran’ny Jody sy ny loholon’ny Jody hanorina izany tranon’Andriamanitra izany indray amin’izay fitoerany teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka avelao hotohizana ny fanaovana io tranon’Andriamanitra io; aoka ilay governoran’ny Jiosy sy ireo loholony hanorina indray io trano io amin’izay toerany taloha.
Malagasy Bible 1865
Aza misakana ny fanaovana io tranon'Andriamanitra io; aoka ny mpanapaka ny Jiosy sy ny loholon'ny Jiosy hanao io tranon'Andriamanitra io eo amin'ilay efa niorenany ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza misakana ny fanaovana io tranon’Andriamanitra io ianareo; aoka ny governoran’ny Jiosy* sy ny loholon’ny Jiosy hanao io tranon’Andriamanitra io eo amin’ilay efa niorenany ihany.
malagasy
Aza misakana ny fanaovana io tranon'Andriamanitra io; aoka ny mpanapaka ny Jiosy sy ny loholon'ny Jiosy hanao io tranon'Andriamanitra io eo amin'ilay efa niorenany ihany.