Ezra 7:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany, tamin’ny nanjakan’i Artaksersesy, mpanjakan’i Persia, dia niakatra i Ezra, zanak’i Seraia, zanak’i Azaria, zanak’i Hilkia,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tatỳ aorian’ireo zava-niseho ireo, tamin’ny andro nanjakan’i Artakserksesa mpanjakan’i Persa kosa indray, i Esdrasa zanak’i Saraisa zanak’i Helkiasa
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tatỳ aoriana, tamin’ny andro nanjakàn’i Artakserksesa amperôran’i Persia, no nipoiran’i Hezrà. Io Hezrà io dia zanakalahin’i Seraià sy zafin’i Hazarià sy zafiafin’i Hilkià
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, tamin'ny nanjakan'i Artaksersesy, mpanjakan'i Persia, dia niakatra Ezra, zanak'i Seraia, zanak'i Azaria, zanak'i Hilklay
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany, tamin’ny nanjakan’i Artaksersesy, mpanjakan’i Persia, dia niakatra i Ezra, zanak’i Seraia, zanak’i Azaria, zanak’i Hilkia,
malagasy
[Ny nandehanan'ny Jiosy maro koa izay nentin'i Ezra avy tany Babylona] Ary rehefa afaka izany, tamin'ny nanjakan'i Artaksersesy, mpanjakan'i Persia, dia niakatra Ezra, zanak'i Seraia, zanak'i Azaria, zanak'i Hilklay