Ezra 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nampiomana ny fony i Ezra mba hitady ny lalànan’NY TOMPO ka hankatò izany ary hampianatra ny Israely ireo didy sy fitsipika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandraikitra ny fony amin’ny fianaran’ny lalàn’i Iaveh i Esdrasa, ary nanaraka azy, ary nampianatra an’i Israely ny lalàna amam-pitsipika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hezrà manko dia efa niorim-po hianatra ny lalànan’ny TOMPO sy hanatanteraka azy ary hampianatra ny didy amam-pitsipika raketiny.
Malagasy Bible 1865
Fa Ezra nampiomana ny fony hitady ny lalàn'i Jehovah ka hankatò izany ary hampianatra ny Isiraely didy sy fitsipika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nampiomana ny fony i Ezra mba hitady ny lalànan’NY TOMPO ka hankatò izany ary hampianatra ny Israely ireo didy sy fitsipika.
malagasy
Fa Ezra nampiomana ny fony hitady ny lalàn'i Jehovah ka hankatò izany ary hampianatra ny Isiraely didy sy fitsipika.