Ezra 7:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Artaksersesy, mpanjakan’ny mpanjaka, ho an’i Ezra mpisorona, mpanoradalàna mahay tsara ny lalànan’Andriamanitry ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Artakserksesa mpanjakan’ny mpanjaka, ho an’i Esdrasa mpisorona sy mpampiana-dalàna, mahay ny lalàn’ny Andriamanitry ny lanitra, sns.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Avy amiko Artakserksesa, mpanjakan’ny mpanjaka, ity taratasy ho an’i Hezrà mpisorona izay mpahay lalana fatra-pahalala ny lalànan’Ilay Andriamanitry ny lanitra. Mamangy anao aho sns...
Malagasy Bible 1865
Artaksersesy, mpanjakan'ny mpanjaka, ho an'i Ezra mpisorona, mpanora-dalàna mahay tsara ny lalàn'Andriamanitry ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Artaksersesy, mpanjakan’ny mpanjaka, ho an’i Ezra mpisorona, mpanoradalàna mahay tsara ny lalànan’Andriamanitry ny lanitra.
malagasy
Artaksersesy, mpanjakan'ny mpanjaka, ho an'i Ezra mpisorona, mpanora-dalàna mahay tsara ny lalàn'Andriamanitry ny lanitra.