Ezra 7:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamoaka didy aho fa na iza na iza eto amin’ny fanjakako no te hiaraka aminao hankany Jerosalema dia mahazo mandeha izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nomena teny aho hoe: izay rehetra isan’ny vahoakan’i Israely, ny mpisorony sy ny Levitany, izay eto amin’ny fanjakako, ka te handeha ho any Jerosalema, dia mahazo miaraka aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Manao didy aho fa na iza na iza Israelita eto amin’ny fanjakako, na sarambabem-bahoaka na mpisorona na levita, no te hiaraka aminao hankany Jerosalema, dia mahazo mandeha izy.
Malagasy Bible 1865
Izaho manao didy fa na iza na iza eto amin'ny fanjakako amin'ny olona Isiraely sy ny mpisorony ary ny Levita no te-hiaraka aminao hankany Jerosalema, dia mahazo mandeha izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamoaka didy aho fa na iza na iza eto amin’ny fanjakako no te hiaraka aminao hankany Jerosalema dia mahazo mandeha izy!
malagasy
Izaho manao didy fa na iza na iza eto amin'ny fanjakako amin'ny olona Isiraely sy ny mpisorony ary ny Levita no te-hiaraka aminao hankany Jerosalema, dia mahazo mandeha izy.