Ezra 7:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nirahin’ny mpanjaka ianao sy izy fito lahy mpanolotsainany handinika an’i Joda sy i Jerosalema, araka ny lalànan’Andriamanitrao izay eny an-tananao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa irahin’ny mpanjaka sy izy fito lahy mpanolo-tsaina ianao, mba handinika ny toetr’i Jodà sy i Jerosalema araka ny lalàn’ny Andriamanitrao izay eo an-tananao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izaho sy izy fito lahy mpanolotsaiko dia maniraka anao any Jerosalema sy any Joda mba handinika raha mifanaraka amin’ilay lalànan’Andriamanitrao izay any an-tananao ny toetran’ny Jiosy.
Malagasy Bible 1865
Fa ianao efa nirahin'ny mpanjaka sy izy fito lahy mpanolo-tsainy handinika ny toetran'i Joda sy Jerosalema araka ny lalàn'Andriamanitrao izay eny an-tananao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nirahin’ny mpanjaka ianao sy izy fito lahy mpanolotsainany handinika an’i Joda sy i Jerosalema, araka ny lalànan’Andriamanitrao izay eny an-tananao;
malagasy
Fa ianao efa nirahin'ny mpanjaka sy izy fito lahy mpanolo-tsainy handinika ny toetran'i Joda sy Jerosalema araka ny lalàn'Andriamanitrao izay eny an-tananao;