Ezra 7:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany dia ividiano omby sy ondrilahy ary zanak’ondry mbamin’ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry sy ny fanatitra aidina momba azy araka izay ilaina ny ampahany amin’io vola io, ary atero eo ambonin’ny alitara ao amin’ny tranon’Andriamanitrareo izay any Jerosalema ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa hoahianao ny hividianana amin’izany vola izany ny ombalahy, ondralahy, zanak’ondry, mbamin’izay hatao fanatitra amam-panatitra araraka momba azy, dia atero eo ambony ôtely ao an-tranon’ny Andriamanitrareo any Jerosalema izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa himasoanao ny hividy amin’io vola io ny ombilahy sy ondrilahy ary zanakondry mbamin’izay ilaina hatao fanatitra hohanina sy fanatitra araraka; dia haterinao eo ambonin’ny alitara ao an-tranon’Andriamanitrareo any Jerosalema ireny.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany dia ividiano omby sy ondrilahy sy zanak'ondry mbamin'ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra aidina momba azy amin'io vola io araka izay marina, ka atero eo ambonin'ny alitara ao an-tranon'Andriamanitrareo izay any Jerosalema ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany dia ividiano omby sy ondrilahy ary zanak’ondry mbamin’ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry sy ny fanatitra aidina momba azy araka izay ilaina ny ampahany amin’io vola io, ary atero eo ambonin’ny alitara ao amin’ny tranon’Andriamanitrareo izay any Jerosalema ireny.
malagasy