Ezra 7:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay rehetra sitrakao sy ny rahalahinao hatao amin’ny volafotsy sy ny volamena sisa dia ataovy izany araka ny sitrapon’Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny volafotsy amana volamena sisa dia ataovy amin’izay heverinao sy ireo rahalahinao ho mety, manaraka ny sitrapon’ny Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay heverinao sy ny Israelita mpiara-dia aminao hatao amin’ny volafotsy sy volamena sisa dia ataovy araka ny sitrapon’Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra sitrakao sy ny rahalahinao hatao amin'ny volafotsy sy ny volamena sisa, dia ataovy izany araka ny sitrapon'Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay rehetra sitrakao sy ny rahalahinao hatao amin’ny volafotsy sy ny volamena sisa dia ataovy izany araka ny sitrapon’Andriamanitrareo.
malagasy
Ary izay rehetra sitrakao sy ny rahalahinao hatao amin'ny volafotsy sy ny volamena sisa, dia ataovy izany araka ny sitrapon'Andriamanitrareo.