Ezra 7:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanaka izay nomena anao hanaovana ny fanompoana ao amin’ny tranon’Andriamanitrao dia atolory eo anatrehan’Andriamanitra any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Apetraho eo anatrehan’ny Andriamanitr’i Jerosalema ny fanaka natolotra anao, hanaovana ny fanompoana ao an-tranon’ny Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanaka nomena anao ho an’ny fanompoam-pivavahana ao an-tranon’Andriamanitrao dia apetraho eo anatrehan’Andriamanitra any Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanaka izay nomena anao hanaovana ny fanompoana ao an-tranon'Andriamanitrao dia atolory eo anatrehan'Andriamanitra any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanaka izay nomena anao hanaovana ny fanompoana ao amin’ny tranon’Andriamanitrao dia atolory eo anatrehan’Andriamanitra any Jerosalema.
malagasy
Ary ny fanaka izay nomena anao hanaovana ny fanompoana ao an-tranon'Andriamanitrao dia atolory eo anatrehan'Andriamanitra any Jerosalema.