Ezra 7:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay rehetra mbola hilainao koa ka tsy maintsy haloanao ho an’ny tranon’Andriamanitrao dia alao ao amin’ny trano fitahirizan-drakitry ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay fanampiny mbola ilaina koa, ao amin’ny tranon’ny Andriamanitrao, dia hovonoinao avy amin’ny trano firaketan’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izay rehetra mbola hilaina ho an’io trano io ka tsy maintsy hiantsorohanao, dia ny tahirim-bolam-panjakana no hampandoavinao azy.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra mbola hilainao koa ka tsy maintsy haloanao ho an'ny tranon'Andriamanitrao dia alao ao amin'ny trano firaketan'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay rehetra mbola hilainao koa ka tsy maintsy haloanao ho an’ny tranon’Andriamanitrao dia alao ao amin’ny trano fitahirizan-drakitry ny mpanjaka.
malagasy
Ary izay rehetra mbola hilainao koa ka tsy maintsy haloanao ho an'ny tranon'Andriamanitrao dia alao ao amin'ny trano firaketan'ny mpanjaka.