Ezra 7:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na hatramin’ny volafotsy zato talenta, ny varimbazaha zato kora, ny divay zato bata, ny diloilo zato bata ary ny sira tsy misy fatrany aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatramin’ny talenta volafotsy zato, varimbazaha zato kora, divay zato bata, diloilo zato bata, ary sira araka izay tiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatolotrareo an’i Hezrà hatramin’ny volafotsy 3 400 kilao sy ny varimbazaha telo alina kilao, ny divay efatra arivo litatra sy ny menaka efatra arivo litatra ary ny sira araka izay tiany.
Malagasy Bible 1865
na hatramin'ny talenta volafotsy zato sy ny vary tritika zato kora sy ny divay zato bata sy ny diloilo zato bata ary ny sira tsy misy fatrany aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na hatramin’ny volafotsy zato talenta*, ny varimbazaha zato kora*, ny divay zato bata*, ny diloilo zato bata ary ny sira tsy misy fatrany aza.
malagasy
na hatramin'ny talenta volafotsy zato sy ny vary tritika zato kora sy ny divay zato bata sy ny diloilo zato bata ary ny sira tsy misy fatrany aza.