Ezra 7:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na inona na inona andidian’Andriamanitry ny lanitra dia aoka hataonao tanteraka avokoa ho an’ny tranon’Andriamanitry ny lanitra; fa nahoana no havela hisy fahatezerana hihatra amin’ny fanjakan’ny mpanjaka sy ny zanany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tanteraho an-tsakany sy an-davany izay rehetra andidian’ny Andriamanitry ny lanitra, ny amin’ny momba ny tranon’ny Andriamanitry ny lanitra, mba tsy hiharan’ny fahatezerany amin’ny fanjakan’ny mpanjaka sy ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na inona na inona andidian’ilay Andriamanitry ny lanitra momba izany tranony izany, dia hotanterahina haingana mba tsy hiharan’ny fahatezerany amin’ny fanjakako sy amin’ny tenako ary amin’ny taranako.
Malagasy Bible 1865
Na inona na inona andidian'Andriamanitry ny lanitra dia aoka hataonao tanteraka avokoa ho an'ny tranon'Andriamanitry ny lanitra; fa nahoana no havela hisy fahatezerana hihatra amin'ny fanjakan'ny mpanjaka sy ny zanany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na inona na inona andidian’Andriamanitry ny lanitra dia aoka hataonao tanteraka avokoa ho an’ny tranon’Andriamanitry ny lanitra; fa nahoana no havela hisy fahatezerana hihatra amin’ny fanjakan’ny mpanjaka sy ny zanany?
malagasy