Ezra 7:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na iza na iza tsy mety mankatò ny lalànan’Andriamanitrao sy ny lalànan’ny mpanjaka dia aoka hotsaraina marina izy na hovonoina, na horoahina, na hosazina, na hafatotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na zovy na zovy tsy mitandrina ny lalàn’ny Andriamanitrao, sy ny lalàn’ny mpanjaka, dia aoka izy hovaliana araka ny rariny, na hovonoina, na hasesitany, na hosazina vola, na hatao an-tranomaizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na iza na iza tsy mety mankatò ny lalànan’Andriamanitrao sy ny lalànan’ny amperôra, dia aoka izy hotsaraina araka ny rariny ka hovonoina, na horoahina, na hosazîna vola, na hatao am-ponja».
Malagasy Bible 1865
Ary na iza na iza tsy mety mankatò ny lalan'Andriamanitrao sy ny lalàn'ny mpanjaka, dia aoka hotsaraina marina izy na hovonoina, na horoahina, na hosazina, na hafatotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na iza na iza tsy mety mankatò ny lalànan’Andriamanitrao sy ny lalànan’ny mpanjaka dia aoka hotsaraina marina izy na hovonoina, na horoahina, na hosazina, na hafatotra.
malagasy
Ary na iza na iza tsy mety mankatò ny lalan'Andriamanitrao sy ny lalàn'ny mpanjaka, dia aoka hotsaraina marina izy na hovonoina, na horoahina, na hosazina, na hafatotra.