Ezra 7:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
zanak’i Abisoa, zanak’i Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona Mpisoronabe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
zanak’i Finea zanak’i Eleazara zanak’i Aarôna mpisorona lehibe;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy zafim-paladian’i Abisoa ary zafin-dorian’i Pinehasa, dia i Pinehasa zanakalahin’i Elehazara sy zafin’i Aharôna mpisorombe.
Malagasy Bible 1865
zanak'i Abisoa, zanak'i Finehasa, zanak'i Eleazara, zanak'i Arona mpisoronabe;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
zanak’i Abisoa, zanak’i Finehasa, zanak’i Eleazara, zanak’i Arona Mpisoronabe*.
malagasy
zanak'i Abisoa, zanak'i Finehasa, zanak'i Eleazara, zanak'i Arona mpisoronabe;