Ezra 7:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga tany Jerosalema i Ezra tamin’ny volana fahadimy tamin’ny taona fahafito nanjakan’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tany Jerosalema i Esdrasa, tamin’ny volana fahadimin’ny taona fahafito nanjakan’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’ireo i Hezrà ka tonga tany Jerosalema tamin’ny volana fahadimin’io taona fahafito nanjakàn’i Artakserksesa io.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tany Jerosalema Ezra tamin'ny volana fahadimy tamin'ny taona fahafito nanjakan'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga tany Jerosalema i Ezra tamin’ny volana fahadimy tamin’ny taona fahafito nanjakan’ny mpanjaka.
malagasy
Ary tonga tany Jerosalema Ezra tamin'ny volana fahadimy tamin'ny taona fahafito nanjakan'ny mpanjaka.