Ezra 8:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no lohan’ny fianakaviana sy ny filazana ny firazanan’ny olona izay niara-niakatra tamiko avy tany Babilona tamin’ny nanjakan’i Artaksersesy mpanjaka:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no loham-pianakaviana sy filazana ny firazanany, dia ireo niara-niakatra tamiko avy any Babilôna, tamin’ny andro nanjakan’i Artakserksesa mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny firazanany, dia ireto avy ny loham-pianakaviana niaraka tamiko niala tany Babilôna ka niverina an-tanindrazana, tamin’ny andro nanjakan’ny amperôra Artakserksesa:
Malagasy Bible 1865
Ary izao no lohan'ny fianakaviana sy filazana ny firazanan'ny olona izay niara-niakatra tamiko avy tany Babylona tamin'ny nanjakan'i Artaksersesy mpanjaka:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto no lohan’ny fianakaviana sy ny filazana ny firazanan’ny olona izay niara-niakatra tamiko avy tany Babilona tamin’ny nanjakan’i Artaksersesy mpanjaka:
malagasy
[Ny olona niaraka tamin'i Ezra, sy ny nankanesany ho any Jerosalema] Ary izao no lohan'ny fianakaviana sy filazana ny firazanan'ny olona izay niara-niakatra tamiko avy tany Babylona tamin'ny nanjakan'i Artaksersesy mpanjaka: