Ezra 8:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny zanak’i Josifia, avy tamin’ny taranak’i Selomita, mbamin’ny namany enimpolo amby zato lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Bany i Selômita zanak’i Jôsefiasa, mbamin’ireo 160 lahy izay niaraka taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Selômita, zanakalahin’i Jôsifià, mbamin’ireo namany 160 lahy, samy avy amin’ny terak’i Banỳ;
Malagasy Bible 1865
ny zanak'i Josifia, avy tamin'ny taranak'i Selomita, mbamin'ny namany enim-polo amby zato lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny zanak’i Josifia, avy tamin’ny taranak’i Selomita, mbamin’ny namany enimpolo amby zato lahy;
malagasy
ny zanak'i Josifia, avy tamin'ny taranak'i Selomita, mbamin'ny namany enim-polo amby zato lahy;