Ezra 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Zakaria, zanak’i Bebay, avy tamin’ny taranak’i Bebay, mbamin’ny namany valo amby roapolo lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Bebay, i Zakaria zanak’i Bebay mbamin’ireo 28 lahy niaraka taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Zakarià, zanakalahin’i Bebay, mbamin’ireo namany 28 lahy, samy avy amin’ny terak’i Bebay;
Malagasy Bible 1865
Zakaria, zanak'i Bebay, avy tamin'ny taranak'i Bebay, mbamin'ny namany valo amby roa-polo lahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Zakaria, zanak’i Bebay, avy tamin’ny taranak’i Bebay, mbamin’ny namany valo amby roapolo lahy;
malagasy
Zakaria, zanak'i Bebay, avy tamin'ny taranak'i Bebay, mbamin'ny namany valo amby roa-polo lahy,