Ezra 8:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Johanana, zanak’i Hakatana, avy tamin’ny taranak’i Azgada, mbamin’ny namany folo amby zato lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Azgada, i Johanàna zanak’i Eksetana mbamin’ireo 110 lahy niaraka taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Jôhanàna, zanakalahin’i Hakatàna, mbamin’ireo namany 110 lahy, samy avy amin’ny terak’i Hazgada;
Malagasy Bible 1865
Johanana, zanak'i Hakatana, avy tamin'ny taranak'i Azgada, mbamin'ny namany folo amby zato lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Johanana, zanak’i Hakatana, avy tamin’ny taranak’i Azgada, mbamin’ny namany folo amby zato lahy;
malagasy
Johanana, zanak'i Hakatana, avy tamin'ny taranak'i Azgada, mbamin'ny namany folo amby zato lahy;