Ezra 8:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny avy tamin’ny taranak’i Adonikama dia ireo zandriny tatỳ aoriana; izao avy no anarany: I Elifeleta sy i Jeiela ary i Semaia mbamin’ny namany enimpolo lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Adônikama, dia farany ireo, ka izao no anarany: Elifeleta, Jehiela ary Semaiasa, mbamin’ireo 60 lahy niaraka taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Elifelety sy i Jehiela ary i Semahià, izy telo lahy tanora indrindra, mbamin’ireo namany 60 lahy, samy avy amin’ny terak’i Adônikama;
Malagasy Bible 1865
ary ny avy tamin'ny taranak'i Adonikama, zandriny taoriana ireo, ary izao no anarany: Elifeleta sy Jeiela sy Semaia mbamin'ny namany enim-polo lahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny avy tamin’ny taranak’i Adonikama dia ireo zandriny tatỳ aoriana; izao avy no anarany: I Elifeleta sy i Jeiela ary i Semaia mbamin’ny namany enimpolo lahy;
malagasy
ary ny avy tamin'ny taranak'i Adonikama, zandriny taoriana ireo, ary izao no anarany: Elifeleta sy Jeiela sy Semaia mbamin'ny namany enim-polo lahy,