Ezra 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary avy tamin’ny taranak’i Bigvay, i Otahy sy i Zaboda, mbamin’ny namany fitopolo lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Begoai, i Otaì sy i Zakora, mbamin’ireo 70 lahy niaraka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hotahy sy i Zaboda, mbamin’ireo namany 70 lahy, samy avy amin’ny terak’i Bigvay.
Malagasy Bible 1865
Otahy sy Zaboda, avy tamin'ny taranak'i Bigvay, mbamin'ny namany fito-polo lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary avy tamin’ny taranak’i Bigvay, i Otahy sy i Zaboda, mbamin’ny namany fitopolo lahy.
malagasy
Otahy sy Zaboda, avy tamin'ny taranak'i Bigvay, mbamin'ny namany fito-polo lahy.