Ezra 8:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novoriko teo amoron’ny ony mankany Ahava izy ireo ka nilasy teo nandritra ny hateloana izahay; nony nandinika ny olona sy ny mpisorona aho dia nahita fa tsy nisy taranak’i Levy teo na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novoriko teo amoron’ny ony mankany Ahavà izy ireo, dia nilasy teo hateloana izahay. Nony nandinika ity vahoaka mbamin’ireo mpisorona aho, dia tsy nahita ny taranak’i Levì teo na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nangoniko teo amoron’ilay lakan-drano mankany Ahavà ireo loham-pianakaviana rehetra ireo, ka nilasy teo nandritra ny telo andro izahay. Nony nandinika ny olona aho, dia nahita fa sarambabem-bahoaka sy mpisorona ry zareo fa tsy nisy levita na dia iray akory aza.
Malagasy Bible 1865
Ary novoriko teo amoron'ny ony mankany Ahava izy, ka nilasy teo hateloana izahay; ary nony nandinika ny olona sy ny mpisorona aho, dia nahita fa tsy nisy taranak'i Levy teo na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary novoriko teo amoron'ny ony mankany Ahava izy, ka nilasy teo hateloana izahay; ary nony nandinika ny olona sy ny mpisorona aho, dia nahita fa tsy nisy taranak'i Levy teo na dia iray akory aza.