Ezra 8:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nirahiko i Eliezera, i Ariela, i Semaia, i Elnatana, i Jariba, i Elnatana, i Natana, i Zakaria ary i Mesolama, samy loholona ireo; mbamin’i Joariba sy i Elnatana; samy mpampianatra kosa ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasaiko nantsoina ny loholona, i Eleazara, i Ariela, i Semeiàsa, i Elnatàna, i Jariba; i Elnatàna anankiray, i Natàna, i Zakaria ary i Mosolama, mbamin’ireo mpampianatra: i Joiariba sy i Elnatàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka dia nirahiko ry i Elihezera sy i Ariela, i Semahià, i Elnatàna, i Jariba sy i Elnatàna, i Natàna sy i Zakarià ary i Mesolama izay samy loham-pianakaviana, mbamin’i Jôiariba sy i Elnatàna izay samy mpivaofy lalàna;
Malagasy Bible 1865
Ka dia nirahiko Eliezera sy Ariela sy Semaia sy Elnatana sy Jariba sy Elnatana sy Natana sy Zakaria sy Mesolama (samy loholona ireo) ary Joariba sy Elnatana (samy mpampianatra ireo).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nirahiko i Eliezera, i Ariela, i Semaia, i Elnatana, i Jariba, i Elnatana, i Natana, i Zakaria ary i Mesolama, samy loholona ireo; mbamin’i Joariba sy i Elnatana; samy mpampianatra kosa ireo.
malagasy
Ka dia nirahiko Eliezera sy Ariela sy Semaia sy Elnatana sy Jariba sy Elnatana sy Natana sy Zakaria sy Mesolama (samy loholona ireo) ary Joariba sy Elnatana (samy mpampianatra ireo).