Ezra 8:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary araka ny soa nataon’ny tanan’Andriamanitray taminay no nitondrany olon-kendry iray ho any aminay avy tamin’ny taranak’i Maly, zanak’i Levy, zanak’Israely, ary i Serebia sy ny zanany mbamin’ny rahalahiny, valo amby folo lahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary satria nomba anay ny tanana manambin’ny Andriamanitray, dia nentin’izy ireo nankatỳ aminay, ity lehilahy manan-tsaina anankiray avy amin’ny taranak’i Moholỳ zanak’i Levỳ zanak’i Israely, dia i Sarabiasa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny 18 lahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fiarovan’Andriamanitray, dia ireto avy ny olona azon’izy 11 lahy nentina ho atỳ aminay: i Serebià, olon-kendry anisan’ny tarik’i Mahely sady taranak’i Levỳ zanakalahin’i Jakôba, mbamin’ireo zanany sy mpiray tampo aminy, izany hoe lehilahy 18;
Malagasy Bible 1865
Ary araka ny soa nataon'ny tànan'Andriamanitray taminay no nitondrany olon-kendry anankiray ho any aminay avy tamin'ny taranak'i Maly, zanak'i Levy, zanak'Isiraely, ary Serebia, sy ny zanany mbamin'ny rahalahiny, valo ambin'ny folo lahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary araka ny soa nataon’ny tanan’Andriamanitray taminay no nitondrany olon-kendry iray ho any aminay avy tamin’ny taranak’i Maly, zanak’i Levy, zanak’Israely, ary i Serebia sy ny zanany mbamin’ny rahalahiny, valo amby folo lahy,
malagasy
Ary araka ny soa nataon'ny tànan'Andriamanitray taminay no nitondrany olon-kendry anankiray ho any aminay avy tamin'ny taranak'i Maly, zanak'i Levy, zanak'Isiraely, ary Serebia, sy ny zanany mbamin'ny rahalahiny, valo ambin'ny folo lahy, [Na: an'Isi-sekela]