Ezra 8:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Hasabia sy Isaia, avy tamin’ny taranak’i Merary, mbamin’ny rahalahiny ary ny zanany roapolo lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Hasabiasa ary i Izaia koa miaraka aminy, avy amin’ny taranak’i Merarỳ, mbamin’ireo rahalahiny sy ny zanany 20 lahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hasabià sy i Jesahià, anisan’ny tarik’i Merarỳ, mbamin’ireo mpiray tampo aminy sy ny zanak’izy roa lahy, izany hoe lehilahy 20.
Malagasy Bible 1865
ary Hasabia sy Jesaia, avy tamin'ny taranak'i Merary, mbamin'ny rahalahiny ary ny zanany roa-polo lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Hasabia sy Isaia, avy tamin’ny taranak’i Merary, mbamin’ny rahalahiny ary ny zanany roapolo lahy;
malagasy
ary Hasabia sy Jesaia, avy tamin'ny taranak'i Merary, mbamin'ny rahalahiny ary ny zanany roa-polo lahy;