Ezra 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Gersoma, avy tamin’ny taranak’i Finehasa; i Daniela, avy tamin’ny taranak’Itamara; i Hatosy avy tamin’ny taranak’i Davida;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taranak’i Finea, i Gersôma; tamin’ny taranak’i Itamara, i Daniela; tamin’ny taranak’i Davida, i Hatosa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Geresôna, avy amin’ny terak’i Pinehasa; i Daniela, avy amin’ny terak’i Itamara; i Hatosy, avy amin’ny terak’i Davida;
Malagasy Bible 1865
Gersoma, avy tamin'ny taranak'i Finehasa; Daniela, avy tamin'ny taranak'Itamara; Hatosy, avy tamin'ny taranak'i Davida;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Gersoma, avy tamin’ny taranak’i Finehasa; i Daniela, avy tamin’ny taranak’Itamara; i Hatosy avy tamin’ny taranak’i Davida;
malagasy
Gersoma, avy tamin'ny taranak'i Finehasa; Daniela, avy tamin'ny taranak'Itamara; Hatosy, avy tamin'ny taranak'i Davida;