Ezra 8:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy tamin’ny Netinima, izay notendren’i Davida sy ny mpanapaka mba hanompo ny levita, dia roapolo sy roanjato lahy; notononina anarana avokoa ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny avy amin’ny Natineanina izay nomen’i Davida sy ny loholona hanompo ny Levita, Natineanina 220 samy voatendry amin’ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’ireto iraka koa ny lehilahy 220 notsongaina tamin’ireo mpanampy ny levita, dia ilay sokajin’olona notendren’i Davida sy ny loholona mba hanompo ny levita. Samy notononina anarana avokoa ireo lehilahy ireo.
Malagasy Bible 1865
ary avy tamin'ny Netinima, izay notendren'i Davida sy ny mpanapaka hanompo ny Levita, dia roa-polo amby roan-jato lahy; notononina anarana avokoa ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy tamin’ny Netinima, izay notendren’i Davida sy ny mpanapaka mba hanompo ny levita*, dia roapolo sy roanjato lahy; notononina anarana avokoa ireo.
malagasy
ary avy tamin'ny Netinima, izay notendren'i Davida sy ny mpanapaka hanompo ny Levita, dia roa-polo amby roan-jato lahy; notononina anarana avokoa ireo.