Ezra 8:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso andro fifadian-kanina teo amoron’ny ony Ahava aho mba hampahorianay tena eo anatrehan’Andriamanitray ka hangataka Azy hahalavorary ny dianay sy ny an’ny vady aman-janakay ary ny biby fiompinay rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso andro fifadian-kanina aho, teo amoron’ny ony Ahavà teo, hampijalianay tena eo anatrehan’ny Andriamanitray, hangatahanay aminy mba ho tsara mandroso avokoa, na ny tenanay, na ny zanakay, na ny anananay rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo amoron’io lakan-dranon’i Ahavà io, dia nanainga anay rehetra hanao fifadian-kanina aho mba hietrenay tena eo anatrehan’Andriamanitray sy hangatahanay Azy hahatsara dia anay sy ny vady aman-janakay ombàn’ny fanananay rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia niantso andro fifadian-kanina aho teo amoron'ny ony Ahava hampahorianay tena eo anatrehan'Andriamanitray, mba hangataka Azy hahalavorary ny dianay sy ny an'ny vady aman-janakay ary ny biby fiompinay rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso andro fifadian-kanina teo amoron’ny ony Ahava aho mba hampahorianay tena eo anatrehan’Andriamanitray ka hangataka Azy hahalavorary ny dianay sy ny an’ny vady aman-janakay ary ny biby fiompinay rehetra.
malagasy