Ezra 8:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifady hanina izahay ka nangataka izany tamin’Andriamanitray; dia nihaino anay Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany nifady hanina izahay sy nangataka tamin’Andriamanitray, ary nihaino anay Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nifadianay hanina sy nangatahanay ny hiarovan’Andriamanitra anay; ary nohenoiny vavaka izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary nifady hanina izahay ka nangataka izany tamin'Andriamanitray, dia nihaino anay Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifady hanina izahay ka nangataka izany tamin’Andriamanitray; dia nihaino anay Izy.
malagasy
Ary nifady hanina izahay ka nangataka izany tamin'Andriamanitray, dia nihaino anay Izy.