Ezra 8:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanokana roa amby folo lahy tamin’ny lehiben’ny mpisorona aho, dia i Serebia sy i Hasabia ary rahalahiny folo lahy ho namany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifidy lohan’ny mpisorona 12 lahy aho; dia i Sarabiasa sy i Hasabiasa, mbamin’ny folo lahy tamin’ireo rahalahiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nifidy 12 lahy tamin’ireo lohandoha-mpisorona aho ary koa nifidy an’i Serebià sy i Hasabià mbamin’ny levita folo lahy namany.
Malagasy Bible 1865
Ary nanokana roa ambin'ny folo lahy tamin'ny lohan'ny mpisorona aho, dia Serebia sy Hasabia ary rahalahiny folo lahy ho namany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanokana roa amby folo lahy tamin’ny lehiben’ny mpisorona aho, dia i Serebia sy i Hasabia ary rahalahiny folo lahy ho namany,
malagasy
Ary nanokana roa ambin'ny folo lahy tamin'ny lohan'ny mpisorona aho, dia Serebia sy Hasabia ary rahalahiny folo lahy ho namany,