Ezra 8:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, nolanjaiko hatolotra azy ny volafotsy dimampolo sy eninjato talenta, fanaka volafotsy milanja talenta zato, ary volamena talenta zato
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nolanjaiko sady nataoko eo an-tanany, talenta volafotsy 650, fanaka volafotsy lanjan-talenta zato, talenta volamena zato;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nolanjaiko hatolotra an’ireo mpisorona sy levita ireo ny volafotsy roa alina kilao,
Malagasy Bible 1865
eny, nolanjaiko hatolotra azy ny talenta volafotsy dimam-polo amby enin-jato sy fanaka volafotsy, lanjan'ny talenta zato, ary talenta volamena zato
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, nolanjaiko hatolotra azy ny volafotsy dimampolo sy eninjato talenta*, fanaka volafotsy milanja talenta zato, ary volamena talenta zato
malagasy
eny, nolanjaiko hatolotra azy ny talenta volafotsy dimam-polo amby enin-jato sy fanaka volafotsy, lanjan'ny talenta zato, ary talenta volamena zato