Ezra 8:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy kapoaka volamena misarona roapolo, milanja arivo drakma, ary fanaka varahina tsara roa, sarobidy toy ny volamena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
kôpy volamena roapolo, lanjan-darìka arivo; ary kapoaka varahina manganohano roa, sarobidy toy ny volamena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny koveta volamena roapolo milanja valo kilao, ary ny fanaka varahina anankiroa sarobidy toy ny fanaka volamena satria vita varahina manganohano.
Malagasy Bible 1865
sy kapoaka volamena misarona roa-polo, lanjan'ny darika arivo, ary fanaka varahina roa manganohano, tsara toy ny volamena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy kapoaka volamena misarona roapolo, milanja arivo drakma*, ary fanaka varahina tsara roa, sarobidy toy ny volamena.
malagasy
sy kapoaka volamena misarona roa-polo, lanjan'ny darika arivo, ary fanaka varahina roa manganohano, tsara toy ny volamena. [Izahao 1 Tan. xxix. 7]