Ezra 8:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy tamin’ny taranak’i Sekania, avy tamin’ny zanak’i Parosy, i Zakaria mbamin’ny namany dimampolo amby zato lahy, voasoratra araka ny firazanany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay avy amin’ny taranak’i Sekeniasa; tamin’ny taranak’i Farosa, i Zakaria, mbamin’ireo 150 lahy, voasoratra ao amin’ny bokim-pianakaviana izay niaraka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
lehilahy iray anisan’ny zanak’i Sekanià; i Zakarià mbamin’ireo namany 150 lahy samy avy amin’ny terak’i Parehôsy;
Malagasy Bible 1865
Zakaria, avy tamin'ny taranak'i Sekania (avy tamin'ny zanak'i Parosy), mbamin'ny namany dimam-Polo amby zato lahy voasoratra araka ny firazanany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy tamin’ny taranak’i Sekania, avy tamin’ny zanak’i Parosy, i Zakaria mbamin’ny namany dimampolo amby zato lahy, voasoratra araka ny firazanany;
malagasy
Zakaria, avy tamin'ny taranak'i Sekania (avy tamin'ny zanak'i Parosy), mbamin'ny namany dimam-Polo amby zato lahy voasoratra araka ny firazanany;