Ezra 8:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisin’ny mpisorona sy ny levita izany volafotsy sy volamena ary fanaka voalanja izany mba hoentiny ho any Jerosalema ho ao amin’ny tranon’Andriamanitray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noraisin’ireo mpisorona sy Levita ny volafotsy amana volamena sy fanaka araka ny lanjany, hoentina ho any Jerosalema, ao an-tranon’ny Andriamanitsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia noraisin’ireo mpisorona sy levita ireo izany volafotsy sy volamena ary fanaka voalanja izany mba hoentiny any Jerosalema, ho ao an-tranon’Andriamanitray.
Malagasy Bible 1865
Dia noraisin'ny mpisorona sy ny Levita izany volafotsy sy volamena ary fanaka voalanja izany mba ho entiny ho any Jerosalema ho ao an-tranon'Andriamanitray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisin’ny mpisorona sy ny levita izany volafotsy sy volamena ary fanaka voalanja izany mba hoentiny ho any Jerosalema ho ao amin’ny tranon’Andriamanitray.
malagasy
Dia noraisin'ny mpisorona sy ny Levita izany volafotsy sy volamena ary fanaka voalanja izany mba ho entiny ho any Jerosalema ho ao an-tranon'Andriamanitray.