Ezra 8:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga tany Jerosalema izahay dia nijanona hateloana aloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany Jerosalema izahay, dia niala sasatra hateloana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga tany Jerosalema izahay, dia niala sasatra telo andro.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga tany Jerosalema izahay, dia nijanona hateloana aloha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga tany Jerosalema izahay dia nijanona hateloana aloha.
malagasy
Ary nony tonga tany Jerosalema izahay, dia nijanona hateloana aloha.
Recommended Reading