Ezra 8:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
voaisa sy voalanja izany rehetra izany; ary voasoratra tamin’izany andro izany ihany ny lanjany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia araka ny isany aman-danjany avokoa izy, ka nalatsaka an-tsoratra tamin’izany andro izany ny totalin’ny lanjany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voaisa sy voalanja avokoa ny zavatra rehetra, ka natao an-tsoratra androtr’izay ihany ny tontaliny.
Malagasy Bible 1865
an-isany sy an-danjany izany rehetra izany; ary voasoratra tamin'izany andro izany ny lanjany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
voaisa sy voalanja izany rehetra izany; ary voasoratra tamin’izany andro izany ihany ny lanjany rehetra.
malagasy
an-isany sy an-danjany izany rehetra izany; ary voasoratra tamin'izany andro izany ny lanjany rehetra.