Ezra 8:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Elihoenay, zanak’i Zerahia, avy tamin’ny taranak’i Pahata-Moaba, mbamin’ny namany roanjato lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taranak’i Falata-Moaba, i Eliôenaì, zanak’i Zarehiasa mbamin’ireo roan-jato lahy izay niaraka taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Eliôhenay mbamin’ireo namany roanjato lahy, samy avy amin’ny terak’i Zerahià;
Malagasy Bible 1865
Elihoenay, zanak'i Zerahia, avy tamin'ny taranak'i Pahata-moaba, mbamin'ny namany roan-jato lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Elihoenay, zanak’i Zerahia, avy tamin’ny taranak’i Pahata-Moaba, mbamin’ny namany roanjato lahy;
malagasy
Elihoenay, zanak'i Zerahia, avy tamin'ny taranak'i Pahata-moaba, mbamin'ny namany roan-jato lahy;