Ezra 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny zanak’i Jahaziela, avy tamin’ny taranak’i Sekania, mbamin’ny namany telonjato lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Sekeniasa, taranak’i Ezekiela, mbamin’ireo 300 lahy izay niaraka taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Sekanià, zanakalahin’i Jahaziela, mbamin’ireo namany telonjato lahy, samy avy amin’ny terak’i Zatò;
Malagasy Bible 1865
ny zanak'i Jahaziela, avy tamin'ny taranak'i Sekania, mbamin'ny namany telon-jato lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny zanak’i Jahaziela, avy tamin’ny taranak’i Sekania, mbamin’ny namany telonjato lahy;
malagasy
ny zanak'i Jahaziela, avy tamin'ny taranak'i Sekania, mbamin'ny namany telon-jato lahy;