Ezra 8:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Ebeda, zanak’i Jonatana, avy tamin’ny taranak’i Adina, mbamin’ny namany dimampolo lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Adàna, i Abeda zanak’i Jonatàna, mbamin’ireo 50 lahy izay niaraka taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hebeda, zanakalahin’i Jônatàna, mbamin’ireo namany dimampolo lahy, samy avy amin’ny terak’i Hadîna;
Malagasy Bible 1865
Ebeda, zanak'i Jonatana, avy tamin'ny taranak'i Adina, mbamin'ny namany dimam-polo lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Ebeda, zanak’i Jonatana, avy tamin’ny taranak’i Adina, mbamin’ny namany dimampolo lahy;
malagasy
Ebeda, zanak'i Jonatana, avy tamin'ny taranak'i Adina, mbamin'ny namany dimam-polo lahy;