Ezra 8:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Jesaia, zanak’i Atalia, avy tamin’ny taranak’i Elama, mbamin’ny namany fitopolo lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Alama, i Izaia zanak’i Ataliasa, mbamin’ireo 60 lahy izay niaraka taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Jesahià, zanakalahin’i Hatalià, mbamin’ireo namany fitopolo lahy, samy avy amin’ny terak’i Helama;
Malagasy Bible 1865
Jesaia, zanak'i Atalia, avy tamin'ny taranak'i Elama, mbamin'ny namany fito-polo lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Jesaia, zanak’i Atalia, avy tamin’ny taranak’i Elama, mbamin’ny namany fitopolo lahy;
malagasy
Jesaia, zanak'i Atalia, avy tamin'ny taranak'i Elama, mbamin'ny namany fito-polo lahy;